Nanantena (Andoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanoratra taratasy aho omaly,
Nampitondraiko ilay rdbrvsz sakaizanao,
Nomeko azy mba hoe hatolotra anao,
Tsy hita ianao...
Nisasatra nividy penina aho,
Nandany rondoha hanoratana,
Nihevitra ihany aho fa ho raisinao,
Ny tao am-poko nomeko anao,
Tsy hita ianao...
Refrain:
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao wgwm ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Nihamaizina ilay lanitra manga,
Nitselatra, nikotroka sy nanavandra,
Niandriandry ufpdqdgv ihany aho sao ahita anao
Nipetraka irery niantso anao,
Aiza ianao??
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita tononkira.serasera.org anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Aiza ianao??
TIAKO IANAO
Nampitondraiko ilay rdbrvsz sakaizanao,
Nomeko azy mba hoe hatolotra anao,
Tsy hita ianao...
Nisasatra nividy penina aho,
Nandany rondoha hanoratana,
Nihevitra ihany aho fa ho raisinao,
Ny tao am-poko nomeko anao,
Tsy hita ianao...
Refrain:
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao wgwm ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Nihamaizina ilay lanitra manga,
Nitselatra, nikotroka sy nanavandra,
Niandriandry ufpdqdgv ihany aho sao ahita anao
Nipetraka irery niantso anao,
Aiza ianao??
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita tononkira.serasera.org anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Aiza ianao??
TIAKO IANAO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AndoniainaVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niainanjay
Daty : 05/10/2026 13:40
