Nanantena (Andoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanoratra taratasy aho omaly,
Nampitondraiko ilay sakaizanao,
Nomeko azy mba hoe hatolotra anao,
Tsy hita ianao...
Nisasatra nividy penina aho,
Nandany rondoha hanoratana,
Nihevitra ihany aho fa ho raisinao,
Ny tao am-poko nomeko anao,
Tsy hita ianao...
Refrain:
Orana nijohy teo,
Nanantena mirq fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho pibsh sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Nihamaizina ilay lanitra manga,
Nitselatra, nikotroka sy nanavandra,
Niandriandry ihany aho sao ahita anao
Nipetraka irery niantso anao,
Aiza ianao??
Orana nijohy teo,
Nanantena tononkira.serasera.org fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Aiza jfjdq ianao??
TIAKO IANAO
Nampitondraiko ilay sakaizanao,
Nomeko azy mba hoe hatolotra anao,
Tsy hita ianao...
Nisasatra nividy penina aho,
Nandany rondoha hanoratana,
Nihevitra ihany aho fa ho raisinao,
Ny tao am-poko nomeko anao,
Tsy hita ianao...
Refrain:
Orana nijohy teo,
Nanantena mirq fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho pibsh sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Nihamaizina ilay lanitra manga,
Nitselatra, nikotroka sy nanavandra,
Niandriandry ihany aho sao ahita anao
Nipetraka irery niantso anao,
Aiza ianao??
Orana nijohy teo,
Nanantena tononkira.serasera.org fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Orana nijohy teo,
Nanantena fa hoavy ianao,
Ny hatsiaka mampangirifiry,
Niherika ihany aho sao ahita anao,
Aiza ianao??
Tsy hita ianao....
Aiza jfjdq ianao??
TIAKO IANAO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AndoniainaHits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Niainanjay
Date : 05/10/2026 13:40
