MALAKILAKY (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malakilaky ianao e! (2 fois)Aza variana loatra e! (2 fois)
Fa miandry anao Jesosy (2 fois)
Am-pitiavana (2 fois)
Malakilaky ianao e!
Aza variana loatra e!
Fa miandry anao Jesosy
Am-pitiavana
Malakilaky ianao e! e! e!
Fa miandry anao Jesosy
Malakilaky ianao e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAVangy : 2387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rinasoa1963
Daty : 30/03/2007 10:11