INTY NY FOKO (A.M.Z.Z)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ty ny foko, Atolotro Anao
Ry Tompo Andriamanitra Tsitoha o!
Diovy sy hamasino ho Anao
Ho tena hendry ckaboh sy vaovao
Maro reo ghrm mpanangoly, sy ireo mampahory
F’Ianao mpamindra fo, fitahiana mahasoa
Fa ny fiainana eto an-tany, feno sento sy tomany
Fa ianao lay Mpampahery, no mitsinjo vahd sy mijery
Mba omeo Fo mino, ka mba tohano sy tahio
Amen! tononkira.serasera.org

--------
Rohy: