INTY NY FOKO (A.M.Z.Z)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ty ny foko, Atolotro hbvilk Anao
Ry Tompo Andriamanitra Tsitoha o!
Diovy sy hamasino ho Anao
Ho tena hendry sy vaovao
Maro reo mpanangoly, sy ireo mampahory
F’Ianao mpamindra tononkira.serasera.org fo, fitahiana mahasoa
Fa ny zkgjqn dkxzqlz fiainana eto an-tany, feno sento sy tomany
Fa ianao lay Mpampahery, no mitsinjo sy mijery
Mba omeo Fo mino, ka mba tohano sy tahio
Amen!

--------
Rohy: