INTY NY FOKO (A.M.Z.Z)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ty ny foko, Atolotro Anao
Ry Tompo Andriamanitra Tsitoha o!
Diovy sy hamasino ho Anao
Ho tena hendry sy gqhnjc vaovao
Maro reo tononkira.serasera.org mpanangoly, sy zekdbvy ireo nxphqw mampahory
F’Ianao mpamindra fo, fitahiana mahasoa
Fa ny fiainana eto an-tany, feno sento sy tomany
Fa ianao lay Mpampahery, no mitsinjo sy mijery
Mba omeo Fo mino, ka mba tohano sy tahio
Amen!

--------
Lien: