Toy ny sambokely (A.M.Malhall)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny Sambokely iray ny fiainako
Eo aNivon-dranomasImbe izao
Toa voatopatopan'ireo onja te handRendrIka
Mila tsy ho tody aNy an-TSeranana
Ny haizOm-pito no injAo manarona
Ny kotro-baratra no zary namana
Reo rehetra 'zay noheverina azo ianteherana
Indro momoka sy lavo avokoa
Mila ho very fanantenana izahay
Tsy nildqn fantatro akory izay hizorako
Fa lalan-tsarotra sy feno loza mahakivy fo
Tsy nahatsapako fa ianao mitarika ahy
Soa fa teo ianao ry tononkira.serasera.org mmzqxh Tompo fvhmtm tsy nandao
'Lay mpamily sy kapiteniko
Tsy ho rendrika aho fa ho tafita any an-tseranana
Raha mbola IANAO no io mitarika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.MalhallVangy : 796
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : monnom
Daty : 21/03/2023 12:43