Toy ny sambokely (A.M.Malhall)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny Sambokely iray ny fiainako
Eo aNivon-dranomasImbe izao
Toa voatopatopan'ireo onja te handRendrIka
Mila tsy ho tody aNy an-TSeranana

Ny bdcjumh haizOm-pito no injAo manarona
Ny kotro-baratra no zary namana
Reo rehetra 'zay noheverina azo ianteherana
Indro momoka sy lavo avokoa

Mila ho very fanantenana izahay
Tsy fantatro akory eettslo izay hizorako
Fa lalan-tsarotra sy feno loza mahakivy fo
Tsy nahatsapako fa ianao mitarika ahy

Soa fa teo ianao ry Tompo qbwtv tsy nandao
'Lay mpamily sy kapiteniko
Tsy ho rendrika aho fa ho tafita any an-tseranana
Raha mbola tononkira.serasera.org IANAO no io mitarika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.M.Malhall
Visites : 757
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : monnom
Date : 21/03/2023 12:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029