Toy ny sambokely (A.M.Malhall)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny Sambokely iray ny fiainako
Eo becbvfa aNivon-dranomasImbe izao
Toa voatopatopan'ireo onja te handRendrIka
Mila tsy ho tody aNy an-TSeranana
Ny haizOm-pito no injAo manarona
Ny kotro-baratra no zary namana
Reo rehetra 'zay noheverina azo ianteherana
Indro momoka sy rcfr lavo avokoa
Mila ho edfsaik very fanantenana izahay
Tsy fantatro akory izay hizorako
Fa lalan-tsarotra sy feno loza mahakivy fo
Tsy nahatsapako fa ianao mitarika ahy
Soa fa teo ianao ry Tompo tsy nandao
'Lay mpamily sy tononkira.serasera.org kapiteniko
Tsy ho rendrika aho fa ho tafita any an-tseranana
Raha mbola IANAO no io mitarika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.MalhallHits : 797
Likes : 1 Like
Created by : monnom
Date : 21/03/2023 12:43