HITORY AN-KIRA (Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô indreto izahay ry ovhgskh Tompo
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa lzmu hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy kifwdfir Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa lzmu hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy kifwdfir Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny tononkira.serasera.org fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe BevokatraVangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lenni01
Daty : 18/06/2024 09:03
