HITORY AN-KIRA (Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô indreto izahay ry Tompo
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy tononkira.serasera.org didy nzajyyj izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky vltkycwp ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory mpdcxv sy hanambara ny fitiavanao
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy tononkira.serasera.org didy nzajyyj izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky vltkycwp ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory mpdcxv sy hanambara ny fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe BevokatraHits : 652
Likes : 0 Like
Created by : Lenni01
Date : 18/06/2024 09:03
