Ampidiro aloha ny tenimiafina
HITORY AN-KIRA (Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô indreto izahay ry Tompo
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay tononkira.serasera.org hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira ezwpnoi hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia ljrvnv tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa fvto matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay tononkira.serasera.org hanompo
Hidera sy ankalaza ny anaranao
Hitory an-kira ezwpnoi hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia ljrvnv tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa fvto matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe BevokatraVisites : 694
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lenni01
Date : 18/06/2024 09:03
