Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitory an-kira (AMJ Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O indreto izahay ry Tompo
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo wuzufq hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy fvjrxk hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny tononkira.serasera.org satana
Dia tsy ho kivy qywrhoz fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo wuzufq hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy fvjrxk hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny tononkira.serasera.org satana
Dia tsy ho kivy qywrhoz fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMJ Saharoaloha Antsirabe BevokatraVangy : 365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lenni01
Daty : 29/06/2024 14:44
