Hitory an-kira (AMJ Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gbkthz O indreto izahay ry Tompo
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza ny tononkira.serasera.org Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy cznssnds didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny xhhgo Fitiavanao
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza ny tononkira.serasera.org Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy cznssnds didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny xhhgo Fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMJ Saharoaloha Antsirabe BevokatraHits : 455
Likes : 0 Like
Created by : Lenni01
Date : 29/06/2024 14:44
