Hitory an-kira (AMJ Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O indreto izahay ry Tompo
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza nrdkfhh ny Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy ixlgcz hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tononkira.serasera.org tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory cjziwqi an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
Tanoran'ny Fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy hankalaza nrdkfhh ny Anaranao
Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy ixlgcz hanambara ny Fitiavanao
Na ho mora na ho sarotra izany
Dia tononkira.serasera.org tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa matoky ny Fanahy Masina
Hitory cjziwqi an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazantany
Hitory sy hanambara ny Fitiavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMJ Saharoaloha Antsirabe BevokatraVisites : 389
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lenni01
Date : 29/06/2024 14:44
