voan-dalana (Amis de l'Assomption)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Mandehana ianareo eran'izao tontolo izao
Mitoria ny Evanjely amin'ny voary qtiya manontolo
Izay tanàna idiranao ka mandray ny Teniko
Torîo sy ambarao ao ny Fiadanana

Fiadanana e e no voan-dalana
Voan-dalana nentin'ny Tompo nitsangan-ko velona
Fiadanana e e no voan-dalana
Ifampizarao amin'ireo namanao hiaraha-manana

2. Mba hahafantaran'ny olona fa tena mpianatro
Mifankatiava ianareo toy ny nitiavako cytewt anareo
Fa ny Ray no naniraka yrpbolc Ahy, Izaho maniraka anareo
Raha mamoa be ianareo ho voninahitry ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amis de l'Assomption
Vangy : 255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BA2026
Daty : 04/04/2026 15:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029