voan-dalana (Amis de l'Assomption)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. bhuzfe Mandehana ianareo eran'izao tontolo izao
Mitoria ny Evanjely amin'ny voary manontolo
Izay tanàna idiranao ka mandray ny Teniko
Torîo sy ambarao ao ny Fiadanana
Fiadanana e e no voan-dalana
Voan-dalana nentin'ny Tompo nitsangan-ko velona
Fiadanana e e no voan-dalana
Ifampizarao amin'ireo namanao hiaraha-manana
2. Mba hahafantaran'ny olona fa tena akax mpianatro
Mifankatiava ianareo toy ny nitiavako tononkira.serasera.org anareo
Fa ny Ray no naniraka Ahy, Izaho maniraka anareo
Raha mamoa be ianareo ho voninahitry ny gwwclq Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amis de l'AssomptionVisites : 254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BA2026
Date : 04/04/2026 15:15