voan-dalana (Amis de l'Assomption)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandehana ianareo eran'izao tontolo izaoMitoria ny Evanjely amin'ny voary manontolo
Izay tanàna idiranao ka mandray ny Teniko
Torîo sy ambarao ao ny Fiadanana
Fiadanana e e no voan-dalana
Voan-dalana nentin'ny Tompo nitsangan-ko velona
Fiadanana e e no voan-dalana
Ifampizarao amin'ireo namanao hiaraha-manana
2. Mba hahafantaran'ny olona fa tena mpianatro
Mifankatiava ianareo toy ny nitiavako anareo
Fa ny Ray no naniraka Ahy, Izaho maniraka anareo
Raha mamoa be ianareo ho voninahitry ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amis de l'AssomptionHits : 153
Likes : 0 Like
Created by : BA2026
Date : 04/04/2026 15:15
