Ilay Namako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ilay namako
1/Fizarako ny alahelo, famborahako hafaliana
Tsy iza izany Jesosyô, fa ilay namako tiako
Iriako anie hitombo fitia ao Aminao
Ka hifanampy sy hiara-hifanohana
Ref : Fa tsy foiko anie izy iny Jesosy ô!
Tena namana ary tsy nivadika
Ato am-poko foana izy raha sendra lavitra ahy
Tsy ho adinoko satria NAMAKO
2/Efa maro izay efa niala, efa maro koa tononkira.serasera.org ireo nandao
Fa iny namako iny kosa Jeso tsy nivadika ahy
Tsapako fa fanomezana avy Aminao izy
Ka esjnt dia misaotra Anao aho ry Tompo ô
Aoka tsy izaho irery no hahazo anjaram-pamonjena
Fa ireo namako koa, iriko mba ho toa ahy
Ny fitiavanao Mamy no yjycpfb efa nampiray anay
Jesosy Tompo Malala ô! Henoy kvvmlqjx ny vavakay
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:24