Ho avy Jesosy (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ho avy JesosyAmign'andro farany agny e! Da ho(Basse)
Ho maro gne ra(ha) hibôky e!
Hisy fanjakana hiady e! Hifankalaigna ny olo ô!
Ho maro gn'olo mpivandy e! Mpaminany(Basse)
Tia tegna Matieraliste
Ref : Miomagna, Anareo(Basse)
Miomagna, Anareo(Basse)
Miomagna fa ho avy Zagnahary e!
Ô miomagna fa ho avy Jesosy 'ngahy
Hangala gn'olo amin'Ajy e!
Gny maty da hitsanga velo ô!
Hahita an'i Jesosy agnabo ery
Gny mino da hiakatr'andagnitry e!
Gne ratsy arina amign'elo ô!
Ref : ...
T/F : Pastora Ludovic
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:20
