MATOKIA AHY (AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MATOKIA AHY
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa satria tiko ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy tononkira.serasera.org anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro rwuxyvw sy ny taona mandalo
Ny qvtb Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao anao
Raha hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy vcxlxtty anao
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa satria tiko ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy tononkira.serasera.org anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro rwuxyvw sy ny taona mandalo
Ny qvtb Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao anao
Raha hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy vcxlxtty anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANAVangy : 1238
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : itakocom
Daty : 11/11/2019 17:01
