MATOKIA AHY (AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MATOKIA AHY
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa satria tiko tjbqg ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro sy ny tononkira.serasera.org taona mandalo
Ny Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao zsszy anao
Raha espru hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy anao
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa satria tiko tjbqg ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro sy ny tononkira.serasera.org taona mandalo
Ny Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao zsszy anao
Raha espru hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANAVisites : 1205
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : itakocom
Date : 11/11/2019 17:01
