Error, artist not found.
MATOKIA AHY (AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MATOKIA AHY
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa sreo satria tiko ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko tononkira.serasera.org ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy xwhd anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro sy ny taona mandalo
Ny Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao anao
Raha hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy foccjoy anao
Tsy hoe manadino anao Aho
Raha tsy mivaly ny vavakao
Fa sreo satria tiko ho tsapanao
F'izaho manomana ny ho avinao
Ho zakaiko tononkira.serasera.org ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy xwhd anao
Ref: Matokia fa Izaho tsy hiova e!
Matokia fa Izao tia anao
Tsy ho ravan'ny andro sy ny taona mandalo
Ny Fitiavako anao ry zanako
Ka meteza ianao handray ny tanako
Izaho tokinao, Izaho tsy handao anao
Raha hiatrika ady ianao
Mety hisy koa tafiotra mahery
Antsoy aho, dia ho valiako ianao
Ary homeko fitsaharana ny fonao
Ho zakaiko ireo alahelo
Mampirotsaka ny ranomaso
Ny havanao sy ireo namanao Handao
F'Izaho eto ihany, F'Izaho tsy ahafoy foccjoy anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANAHits : 1239
Likes : 1 Like
Created by : itakocom
Date : 11/11/2019 17:01
