Tomany irery (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mihamaloka somambisamby
ny tontolo mantsy
injao re mitady lay tambitamby ny ao anaty
satriko aza mbola mazava
ho very dia
ndrao irery aho hamafa ity tava ho tydcoxdx sento sisa
tomany irery aty , lasa olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola manantena ny oqtauyct fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
fitiavako foana ianao
mba manontany tena hoe
toa ahy ianao any
mbola misy tavela ihany ve
hinoako izany....
tomany irery aty , lasa olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola apskxnj manantena ny fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
raha ny faniriako tononkira.serasera.org dia ny ho fihin'ny tànanao
manaiky aho fa ny tia sy ny tiana ihany no iray làlana
fitiavako foana ianao
ny tontolo mantsy
injao re mitady lay tambitamby ny ao anaty
satriko aza mbola mazava
ho very dia
ndrao irery aho hamafa ity tava ho tydcoxdx sento sisa
tomany irery aty , lasa olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola manantena ny oqtauyct fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
fitiavako foana ianao
mba manontany tena hoe
toa ahy ianao any
mbola misy tavela ihany ve
hinoako izany....
tomany irery aty , lasa olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola apskxnj manantena ny fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
raha ny faniriako tononkira.serasera.org dia ny ho fihin'ny tànanao
manaiky aho fa ny tia sy ny tiana ihany no iray làlana
fitiavako foana ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 14198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsirymalala
Daty : 05/12/2021 18:15
