Olom-banona (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa angaha rehefa zandry
Tsy mba manana sandry
Fa angaha xiaxjokw rehefa tsy miteny dia atao tsindry hazo lena
Satria kely ny tena
Ny ankizy indray
No mahatsiaro mahamay
Ry zoky, ry ray nhfg aman-dreny mba henoy kdvdy izy ireny
Ny zony omena
Fa nihafy izy ireny hatrizay (yeah)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (yeah yeah)
Aleo ampina fa ts’izy indray no handeha hotsindriana
Ka mba ampio re fa zaza izy ireny
Aza ampijaliana fa kely
Avelao tononkira.serasera.org aloha ny hilalao, fa aza ampiasainao
Rehefa any aoriana hohitanao.
F'olom-banona
F’angaha raha mafy ady
Tsy mba afaka miady
F’angaha raha mavomavo
Dia atao tsindrio fa lavo
Simbaina ny hoaviny
Fa nihafy izy ireny hatrizay (yeah)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (yeah yeah)
Aleo ampina fa ts’izy indray no handeha hotsindrina
Ka mba ampio re fa zaza izy ireny
Aza ampijaliana fa kely
Avelao aloha ny hilalao, fa aza ampiasainao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 6933
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/03/2006 13:12