Ny fitempon'ny foko (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny an-dalana aho, eny an'arabe
Mihevitra sao mba hitako eny
'Lay salovany efa mahazatra ahy
'Lay nofiko yngoscd ao anatin’ny alina
Namany aho nefa izaho tsy xpkwlt sahy
‘Lay endrik’efa haiko tsianjery
Hitako sary an-tsaina tsy anki-jery
Na mitabataba aza ny tontolo
Na takona aza aho tsy ahoako akory
Fa ny hanitra ihany ampy ahy hanimbolo
Dia ity fo manontany (oh, oh, oh, oh)
Injao ny saina namaly (oh, oh, oh, oh)
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany
Ref:
Rehany manakoako any
Ny fitempon’ny foko
Amin’ny saina fotsiny izy aloha,
Ho fihiniko Rehefa eo izy,
‘zaho mody tony
Nefa tsy te hiala eo intsony
Vizana ihany anefa indraindray
‘Ty fo tokana mitempo iray
Te hamoaka izay mba faniriana
Very namana nefa no ahiany
Lavina koa mbola nrnfrlls ho fahoriana
Dia ity fo manontany (oh, oh, oh, oh)
Injao tononkira.serasera.org ny saina namaly (oh, oh, oh, oh)
Hoe aleoko miandry hatrany
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany
Mihevitra sao mba hitako eny
'Lay salovany efa mahazatra ahy
'Lay nofiko yngoscd ao anatin’ny alina
Namany aho nefa izaho tsy xpkwlt sahy
‘Lay endrik’efa haiko tsianjery
Hitako sary an-tsaina tsy anki-jery
Na mitabataba aza ny tontolo
Na takona aza aho tsy ahoako akory
Fa ny hanitra ihany ampy ahy hanimbolo
Dia ity fo manontany (oh, oh, oh, oh)
Injao ny saina namaly (oh, oh, oh, oh)
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany
Ref:
Rehany manakoako any
Ny fitempon’ny foko
Amin’ny saina fotsiny izy aloha,
Ho fihiniko Rehefa eo izy,
‘zaho mody tony
Nefa tsy te hiala eo intsony
Vizana ihany anefa indraindray
‘Ty fo tokana mitempo iray
Te hamoaka izay mba faniriana
Very namana nefa no ahiany
Lavina koa mbola nrnfrlls ho fahoriana
Dia ity fo manontany (oh, oh, oh, oh)
Injao tononkira.serasera.org ny saina namaly (oh, oh, oh, oh)
Hoe aleoko miandry hatrany
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany
--------
Rohy:
Hevitra
organe
(
02/07/2016 19:35)
mlay e
nantenainajojo
(
09/08/2017 14:07)
milay nareo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 14894
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mah16
Daty : 29/06/2016 23:25
