NY AO ANATIKO AO (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny avy ao am-po
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina
Toa tsy sahiko ny hiteny
tononkira.serasera.org Nefa anio aho dia voatery
Ny hamboraka izany
csfsplf Ho anao irery ihany
Henoy tsara izao
Dia ataovy ao an-tsainao
F’efa ela aho no tia
REF:Ny fitia izay nomeko anao
vuvwo Dia hiriko hitoetra rahatrizay
wegmg Ny ao anatiko ao,hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
Tsy haiko aloha raha tsapanao
Ny aingam-panahy anatiko ao
F’hiezaka aho hitory hatrany
Zany ventsoko izany
Raiso re raha sitrakao
F’angamba tsy ho neninao
Ny hanolotra fitia
Dia samy hankafy
Toa misy hazavana
Miampy hafanana
Tsapako ao anatiko ao
REF:
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina
Toa tsy sahiko ny hiteny
tononkira.serasera.org Nefa anio aho dia voatery
Ny hamboraka izany
csfsplf Ho anao irery ihany
Henoy tsara izao
Dia ataovy ao an-tsainao
F’efa ela aho no tia
REF:Ny fitia izay nomeko anao
vuvwo Dia hiriko hitoetra rahatrizay
wegmg Ny ao anatiko ao,hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
Tsy haiko aloha raha tsapanao
Ny aingam-panahy anatiko ao
F’hiezaka aho hitory hatrany
Zany ventsoko izany
Raiso re raha sitrakao
F’angamba tsy ho neninao
Ny hanolotra fitia
Dia samy hankafy
Toa misy hazavana
Miampy hafanana
Tsapako ao anatiko ao
REF:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 11187
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NATHALIE
Daty : 19/04/2004 22:26
