Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely sambatra (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro lehibe tokoa izao andro anio izao
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga yhlhr mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
Todiho irfffvzs re (solo)
Todiho re ny eo akaiky, mqvuasg ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy tononkira.serasera.org Feony : RATSIMBA Paul Aimé
Nandrindra : RAKOTOARISON Siméon
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga yhlhr mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
Todiho irfffvzs re (solo)
Todiho re ny eo akaiky, mqvuasg ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy tononkira.serasera.org Feony : RATSIMBA Paul Aimé
Nandrindra : RAKOTOARISON Siméon
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVangy : 4414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haja RAKOTOZAFY
Daty : 14/12/2004 10:51
