Noely sambatra (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro lehibe tokoa izao andro etqufy anio izao
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao dmzr koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
Todiho re (solo)
Todiho re ny eo akaiky, ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy Feony : RATSIMBA Paul tononkira.serasera.org Aimé
Nandrindra : tzizsutc RAKOTOARISON Siméon
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao dmzr koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
Todiho re (solo)
Todiho re ny eo akaiky, ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy Feony : RATSIMBA Paul tononkira.serasera.org Aimé
Nandrindra : tzizsutc RAKOTOARISON Siméon
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVisites : 4362
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Haja RAKOTOZAFY
Date : 14/12/2004 10:51
