ANDRO IRAY (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly tononkira.serasera.org havanja ny tontolo
velom-bolo
fa tonga ilay Noely soa
Mirana ny mpianakavy
andaniny avy
somebiseby lduw avokoa

Fitafiana vaovao
sy kilalao
no ifampitahan’ny ankizy
Na ho an’ny lehibe na kely
ny andro Noely
fifaliana izay ts’izy

Ny mpifanandrina mitady
hoe ny ady
mba hatrahatra andro iray
Ny tsy mpiakatra Alahady
dia mivoady
fa ho mpiangona tclhf am’izay

Ry qrgrtrau mpamoritra ny kely
ny andro Noely
mitaky fihavaozana aminao
Ho ahy kosa no angatahana
ivavahana
Ho Noely foana isan’andro izao.

Tonony sy feony : RATSIMBA Paul Aimé
Mpihira :AMBOARAM-PEO FIDERANA (EKAR Soanierana)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana
Vangy : 3570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fabien RAVELOMANDA
Daty : 02/12/2004 08:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457