Modia (Amboara Gospel Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nandao ianao , nandao Ahy Rainao
‎Nilaozanao ilay tranonao
‎Naleonao nitady vaovao
‎
‎Nafoinao ilay fiainana izay
‎Natolotro ho anao mba hiadananao
‎Tsy noraisinao , nolavinao
‎Ilay foko izay te ho eo anilan’ny anao
‎
‎Ref.: Modia fa miandry anao
‎Ilay toerana izay zdzgcf nilaozanao Modia hvhbo , f’Izaho Rainao anie
‎Efa ela no niandry efa ela be ka Modia
‎
‎2- Tsy foiko tononkira.serasera.org ianao, tsy foiko hiala eo an-tratrako
‎Fa tiako ianao, tena tiako
‎Tiako tokoa satria xxhkfq zanako
‎
‎Ny Tànako no efa atsotrako indray Andraisako anao mba hiverina ho Ahy Amin-kafaliana no hitsenako anao
‎Am-pitiavana no hamelako ny helokao
‎
‎Ref. ...
‎
‎Bridge : Izaho efa nadevina ny fahadisoanao tahaka ny zavona
‎Ny fahotanao tahaka ny rahona
‎Koa miverena, miverena fa efa nanavotra anao Aho.
‎
‎Ref. ...
‎
‎-------
‎
‎Isaia 44:22 “IZAHO efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona. Koa miverena AMIKO fa efa nanavotra anao AHO”
‎

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboara Gospel Antsirabe
Vangy : 330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ravakniaina
Daty : 21/04/2026 10:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1769