Fetra (Amboara Gospel Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aina ihany no ogymh fetra ry Tompo Mpanjaka,
Aina ihany no fetra anarahana anao, (x2)
Ny faneva tsy maintsy ho zakainay,
Ny fanompoana tsy maintsy ataonay.
Fiv : Indreto izahay, hilanja faneva,
Ilay hazo izay nanavotana anay;
An-tsitrapo no anoloranay tena,
Ka tano mba ho Anao izahay.
2. Aina ihany no fetra, ry Tompo malala!
Aina ihany no fetra-n'ny fitiavanay; (x2)
Ka sanatria jpbse izay gtgjaqhr handao na hiala;
Mandrakizay, anao, ho Anao tononkira.serasera.org izahay.
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Bridge:
Aina no fetra - ka ampio, Fanahy!
Aina no fetra - vonjeo e, ry Ray!
Aina no fetra - izahay re no sahy;
Aina no fetra - handresy izahay.
Aina no fetra!
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Aina ihany no fetra anarahana anao, (x2)
Ny faneva tsy maintsy ho zakainay,
Ny fanompoana tsy maintsy ataonay.
Fiv : Indreto izahay, hilanja faneva,
Ilay hazo izay nanavotana anay;
An-tsitrapo no anoloranay tena,
Ka tano mba ho Anao izahay.
2. Aina ihany no fetra, ry Tompo malala!
Aina ihany no fetra-n'ny fitiavanay; (x2)
Ka sanatria jpbse izay gtgjaqhr handao na hiala;
Mandrakizay, anao, ho Anao tononkira.serasera.org izahay.
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Bridge:
Aina no fetra - ka ampio, Fanahy!
Aina no fetra - vonjeo e, ry Ray!
Aina no fetra - izahay re no sahy;
Aina no fetra - handresy izahay.
Aina no fetra!
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboara Gospel AntsirabeVangy : 859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ravakniaina
Daty : 12/01/2023 09:43
