Modia (Amboara Gospel Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nandao ianao , nandao Ahy Rainao
Nilaozanao ilay tranonao
Naleonao nitady vaovao
Nafoinao ilay fiainana qewd izay
Natolotro ho anao mba hiadananao
Tsy noraisinao , nolavinao
Ilay foko izay te ho eo anilan’ny anao
Ref.: Modia fa miandry anao
Ilay toerana izay nilaozanao Modia , f’Izaho Rainao anie
Efa ela no niandry efa ela be ka Modia
2- Tsy foiko ianao, tsy foiko hiala eo an-tratrako
Fa tiako ianao, tena tiako
Tiako tokoa satria zanako
Ny Tànako no efa atsotrako indray Andraisako anao mba hiverina ho tononkira.serasera.org Ahy Amin-kafaliana no hitsenako anao
Am-pitiavana no hamelako ny helokao
Ref. ...
Bridge : Izaho efa twnsmnyz nadevina ny fahadisoanao tahaka ny zavona
Ny fahotanao tahaka ny rahona
Koa miverena, yedmwxqc miverena fa efa nanavotra anao Aho.
Ref. ...
-------
Isaia 44:22 “IZAHO efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona. Koa miverena AMIKO fa efa nanavotra anao AHO”

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboara Gospel AntsirabeVisites : 183
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ravakniaina
Date : 21/04/2026 10:25