MIOMANA (AMAFI Akon' ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana isika rehetra miaina ety
Miomana fa efa ho avy anie Kristy
Miomana fa aza be fangataka bbiy andro ianao
Miomana mivonona dia eny izao
Sao very ianao
Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana
Tsy misy nampandre bkjsxi ny volana sy taona
Tsy ho fantatsika koa na ho maman-tonalina
Na ho maneno tononkira.serasera.org ankoho, koa miambena
imyjdvt Sao neninao
Mbola miandry antsika anie hatramin’izao
Ilay tompo be fitia hamonjy anao
Ka araraoty ny famindram-pony aminao
Raiso izy mivonona dieny izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAFI Akon' ny fideranaVangy : 3516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rijanindrina
Daty : 21/07/2005 05:32