MIOMANA (AMAFI Akon' ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana isika rehetra miaina ety
Miomana fa efa ho avy anie Kristy
Miomana tononkira.serasera.org fa aza be fangataka andro ianao
Miomana mivonona dia eny izao
Sao very ianao
Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana
elltn Tsy misy nampandre ny volana sy taona
vztcwrl Tsy ho fantatsika ouyibtvc koa na ho maman-tonalina
Na ho maneno ankoho, koa miambena
Sao neninao
Mbola miandry antsika anie hatramin’izao
Ilay tompo be fitia hamonjy anao
Ka araraoty ny famindram-pony aminao
Raiso izy mivonona dieny izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAFI Akon' ny fideranaVisites : 3515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rijanindrina
Date : 21/07/2005 05:32