MIOMANA (AMAFI Akon' ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana isika rehetra miaina ety
Miomana fa efa ho avy anie nrbdq Kristy
Miomana fa aza be fangataka andro ianao
Miomana mivonona dia eny izao
Sao very ianao
Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana
Tsy misy nampandre ny volana sy taona
apusqs Tsy ho fantatsika koa na ho maman-tonalina
Na ho maneno ankoho, tononkira.serasera.org koa miambena
Sao neninao
Mbola miandry antsika anie hatramin’izao
Ilay tompo miol be fitia hamonjy anao
Ka araraoty ny famindram-pony aminao
Raiso izy mivonona dieny izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAFI Akon' ny fideranaHits : 3517
Likes : 0 Like
Created by : Rijanindrina
Date : 21/07/2005 05:32