Efa love (Alphazhad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra ny fitiavako anao oa dia tsy hifanerena, fa ny fitiavako anao dia midika fahalemena
fa ilay @fo no angatahana homenao... fa izay ilay lovelove, moa izaho koa efa tombe
fa tena tononkira.serasera.org tiko oa ny miaina eo anilanao, bhudcqj na mbola tsy fantatro ary ny tena momba anao...
oe tena matotra sa mbola zaza mpbti milalao? fa izaho adalanao, ny foko lasanao
Ref:
ka miangavy aminao zaho, matoky loatra anao aho
ra mbola matory dia fohazy aho, fa aza avela anofy aho... mila anao ny foko, mila anao ny saiko? ka ampianaro ahy atraminizay mbola tsy haiko...
2em couple:
miangavy aho? fa mbola pivahiny aho? toroy lalana aho ôh, fa csqxh mbola zazavao ôh...
dia mbola mila anao ôh? mba hiaraka ilalao ôh... fa tena tsy aiko mihintsy oa zay tena momba anao any? fa mba azavao ôh..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AlphazhadVangy : 2798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : alphazafimbazah
Daty : 07/08/2017 14:33