Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa love (Alphazhad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra ny fitiavako anao oa dia tsy hifanerena, fa ny fitiavako anao dia midika fahalemena
fa ilay tykwicb @fo no angatahana homenao... fa izay ilay lovelove, moa izaho koa efa tombe
fa tena tiko oa ny miaina eo anilanao, na mbola tsy fantatro ary ny tena momba anao...
oe tena inixwgsc matotra sa mbola zaza milalao? fa izaho adalanao, ny foko lasanao
Ref:
ka miangavy aminao zaho, matoky loatra anao aho
ra mbola matory dia fohazy aho, fa aza avela anofy aho... mila anao ny foko, mila anao ny saiko? ka ampianaro ahy atraminizay mbola tsy haiko...
2em wkik couple:
miangavy aho? fa mbola pivahiny aho? toroy lalana aho ôh, fa mbola zazavao ôh...
dia mbola mila anao ôh? mba hiaraka ilalao ôh... fa tena tsy tononkira.serasera.org aiko mihintsy oa zay tena momba anao any? fa mba azavao ôh..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AlphazhadVisites : 2859
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : alphazafimbazah
Date : 07/08/2017 14:33