Efa love (Alphazhad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra ny fitiavako anao oa dia tsy hifanerena, fa ny fitiavako anao dia midika fahalemena
fa ilay @fo no angatahana homenao... fa izay ilay lovelove, mboozggs moa izaho koa efa tombe
fa tena tiko oa ny miaina eo anilanao, na mbola tsy fantatro ary ny tena momba anao...
oe tena matotra sa mbola zaza milalao? fa izaho adalanao, ny foko lasanao
Ref:
ka miangavy aminao zaho, matoky loatra anao aho
ra mbola matory dia fohazy aho, fa aza avela anofy aho... mila anao ny foko, mila anao ny saiko? ka ampianaro ahy atraminizay mbola tsy oazvukbe haiko...
2em couple:
miangavy aho? fa mbola pivahiny aho? toroy lalana aho tononkira.serasera.org ôh, fa mbola zazavao ôh...
dia mbola mila anao ôh? mba hiaraka ilalao ôh... fa tena tsy aiko mihintsy oa zay tena momba anao any? fa mbvew mba azavao ôh..

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AlphazhadHits : 2748
Likes : 0 Like
Created by : alphazafimbazah
Date : 07/08/2017 14:33