chekinah (Alkah & M'rad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay sipa kely anankirayNambabo ny foko foana hatramin'izay
Androany vao ho volagniko amin'izay
Tonga dia fikaotiana ranoray
Misetrasetra ianao ma tseky ity
Manaitranaitra mihintsy sexy
Fitiavan-tsika tiako ho parsi
Sao betsaka patata sy patati
Tiako mba ho tsapanao
Any anatiko any misen-doatra
Tsy hafa miala aminao anie
Fitiavako efa tafahoatra
Tena kôzy mba avy amin'ny fo nenahy
Tsy mivarotra saka beloha hoy aho zaho
Fa tena mba marina
Ny mampitsiky anao haiko tsianjery
izany efa porofo fa ny antsika anjara
Haiko fa tia io na mody tsy hijery
Fa miandry ny foko mba ho adaladala
Tsy fanahiniako ny hiteny an'izany
Fa ianao tsara loatra
ka ho tiaviko hatrany ankoatra
Mba valio moa fa tena tsy laitrako eh
ref:
Matimaty aminao hoy aho zaho
Matimaty aminao hoy aho zaho chekinah
Tsy resaka vola anie, fa resaka tena fitiavana eh
Efa babo aminao hoy aho zaho
ity fitsikinao ity manadala izaho
Ka na hisy ny olana eh, izaho vonona mba ho vaha olana eh
Matimaty aminao hoy aho zaho
Matimaty aminao hoy aho zaho chekinah
Tsy resaka vola anie, fa resaka tena fitiavana eh
Efa babo aminao hoy aho zaho
ity fitsikinao ity manadala izaho
Ka na hisy ny olana eh, izaho hipetraka foana ho vaha olana eh
Ilay bika aman-endrika nambabo zah
Nampietanketanana ny atim-panahy
ôry chekinah eh, ôry chekinah
Tsy haiko izay mety ho eritreritrao
Fa ny faniriako dia toa ahy ianao
ôry chekinah eh, mba valio izaho re
Ra ny tena tiako tsy hiala
Fa ho eo anilanao foana aho eh
Izao no mpanjakan'ny fonao eh
Anome izay rehetra tinao eh
Ra ny foko tia efa babo santria ny hoe ilalao eh
Sanatria, izaho tsy milalao eh
Fa ny fonao ho ahy, ny ahy ho anao eh
Ny mampitsiky anao haiko tsianjery
izany efa porofo fa ny antsika anjara
Haiko fa tia io na mody tsy hijery
Fa miandry ny foko mba ho adaladala
Ny tenako aloa tsy hampirafy izany
Fa ianao tsara loatra
ka ho tiaviko hatrany ankoatra
Mba valio re fa hila tsy andriko eh
ref:
Matimaty aminao hoy aho zaho
Matimaty aminao hoy aho zaho chekinah
Tsy resaka vola anie, fa resaka tena fitiavana eh
Efa babo aminao hoy aho zaho
ity fitsikinao ity manadala izaho
Ka na hisy ny olana eh, izaho vonona mba ho vaha olana eh
Matimaty aminao hoy aho zaho
Matimaty aminao hoy aho zaho chekinah
Tsy resaka vola anie, fa resaka tena fitiavana eh
Efa babo aminao hoy aho zaho
ity fitsikinao ity manadala izaho
Ka na hisy ny olana eh, izaho hipetraka foana ho vaha olana eh
…………………………………………………………………………………
ref :

ôh chekinah...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Alkah & M'radVisites : 34
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mafianaty
Date : 20/05/2026 09:44