Ho an'ny Ex (Alkah & M'rad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa rehefa tsy mety ny amin-tsika, izany tsy maninona Fa ho alaiko namana ianao
Fitia tsy anjara izany, aleo hadinoina
Raha toa ka mety aminao
Amin'izay koa tsy very eh, fa ho eo foana
Ireo ezaka antsika hatrizay
Saingy miova daholo e,daholo eh
Lasa fitiava-namana indray
ref:
Fa reveko na dia ex-ko ô
Tsotra anie ny foko tsy mitàna alahelo izany
Tsy maninona fa raisiko ianao
Miverina mpinamana dia ôtran'ny taloha ihany
Tsy maha-menatra koa anie raha mifamela
Ny tena koa ve lehilahy dia hiady amin'ny ampela
Ho anareo anie ity texte-ko ô
Fa fitiavana tsy raikitra tsy aharatsy fihavanana eh
Nikalo aho fa sendra mba nahatsiaro
ireo izay vita taloha ve hoy aho dia ho adino
Ka ny fon-tsika roa tairo atambaro
Meilleur ami indray izao ka dia alamino
Tsisy kisma raha toa hifanena
Fa manetry tena tsy ho be ambom-po ô
Mitenena raha tsisy mpitsena fa ateriko mody makany ambohipo ô
ref:
Fa reveko na dia ex-ko ô
Tsotra anie ny foko tsy mitàna alahelo izany
Tsy maninona fa raisiko ianao
Miverina mpinamana dia ôtran'ny taloha ihany
Tsy maha-menatra koa anie raha mifamela
Ny tena koa ve lehilahy dia hiady amin'ny ampela
Ho anareo anie ity texte-ko ô
Fa fitiavana tsy raikitra tsy aharatsy fihavanana eh
Nomeko anao ny tanako fa ianao no tsy nandray
dia ireo vita taloha izany dia ho ataoko bye bye
Matoa ianao tsy anjarako dia an'ny hafa indray
Nefa izany tsy mahasakana antsika roa tsy hifandray
Fa tongava raha mahatsiaro, fa izaho tsy manadino
Fa izaho anie bandy tsotra, tsy handray anao fahavalo
Ireo vitan-tsika taloha koa haiko fa matsiro
Na dia tsy afaka mitoetra aza fa tantara mandalo
Namana, mijanona ho mpinamana
Namana, fitia tsy anjara io tsy aharatsy fihavanana
Namana, mijanona ho mpinamana
Namana, fitia tsy anjara io tsy aharatsy fihavanana
ref:
Fa reveko na dia ex-ko ô
Tsotra anie ny foko tsy mitàna alahelo izany
Tsy maninona fa raisiko ianao
Miverina mpinamana dia ôtran'ny taloha ihany
Tsy maha-menatra koa anie raha mifamela
Ny tena koa ve lehilahy dia hiady amin'ny ampela
Ho anareo anie ity texte-ko ô
Fa fitiavana tsy raikitra tsy aharatsy fihavanana eh
Namana, mijanona ho mpinamana
Namana, fitia tsy anjara io tsy aharatsy fihavanana
Namana, mijanona ho mpinamana
Namana, fitia tsy anjara io tsy aharatsy fihavanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Alkah & M'radVangy : 32
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 19/05/2026 11:53
