Fitiavana Marina (Alkah & M'rad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fitiavana no ilaina dia omeko an-tapitrisa Fitiavana mihavosa tsy mba mety ho ritra
Isika roa no miaraka tokan-trano mirindra
Tsy hafa-misaraka fa miaraka mamindra
Izay lalanao no lalana andehanako
ianao no mpanjakako , tiako sady hiadanako
fa ny antsika efa anjara eeeh eh eh
tsy amour par hasard
Ny anahy fitia hatrany ampotony eh
Ianao ihany no tompony eh
Tsy ataoko patipatiny na koa hoe potipotiny
Fitia faran-tampony eh, madio be tsy mitapoka
Faniriako hatrin'ny ela ianao fa tsy hoe tiako tampoka
matokisa anahy fa ny toetrako efa hainao
Izaho anie tena tia tsy anao izay mankarary ny ainao
Tsy mba miova loko izaho fa amboary ny sainao
Vadinao anie tsy mavandivandy eh
ref :
Raha fitiavana no ilaina dia omeko an-tapitrisa
Fitiavana mihavosa tsy mba mety ho ritra
Isika roa no miaraka tokan-trano mirindra
(satria)
Tsy hafa-misaraka fa miaraka mamindra
Izay lalanao no lalana andehanako
ianao no mpanjakako , tiako sady hiadanako
fa ny antsika efa anjara eeeh eh eh
tsy amour par hasard
Ianao ilay mamimamy be ronono masitsika
Ny endrikao malandina somary saridrika
No sady tsara saina ,tsara fanahy ,tsara bika
Tsara tarehy ,ireny mahatonga zaho mi-kiffa
Ka tsisy asolo anao sy ny fitiavanao
Mbola hafa mintsy hoy aho ilay eo anilanao
Ka matokisa enao ,fa tsy atao kilalao
Tsy amidy tsy atakalo fa efa natokana ho anao
ref :
Raha fitiavana no ilaina dia omeko an-tapitrisa
Fitiavana mihavosa tsy mba mety ho ritra
Isika roa no miaraka tokan-trano mirindra
(satria)
Tsy hafa-misaraka fa miaraka mamindra
Izay lalanao no lalana andehanako
ianao no mpanjakako , tiako sady hiadanako
fa ny antsika efa anjara eeeh eh eh
tsy amour par hasard
F'ianao ihany babe no mandravaka ny fiainako
Sy mampitraka ahy refa ilay kivy iny ny tenako
Ianao no efa niteny fa ny fiainanao dia fiainako
Tsoriko eto androany f'ianao tiako noho ny tenako
yeyeyeh ôyôh yôh yôh yôôôôhhh
Tsy mbola misy tiako ankoatranao io gyal eh
ôyôh yôh yôôôôhhhhh
ref :
Raha fitiavana no ilaina dia omeko an-tapitrisa
Fitiavana mihavosa tsy mba mety ho ritra
Isika roa no miaraka tokan-trano mirindra
(satria)
Tsy hafa-misaraka fa miaraka mamindra
Izay lalanao no lalana andehanako
ianao no mpanjakako , tiako sady hiadanako
fa ny antsika efa anjara eeeh eh eh
tsy amour par hasard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Alkah & M'radVangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 19/05/2026 08:56
