ATSAHARO RE NY DITRA (ALAIN NDRINARIFETRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atsaharo re ny ditra foano koa ny hadalana
Tsy ho ela ireny dia ho ritra ka mahatonga fahantrana
Raha ny vola no ianteherana tsy ampy k’inona dia lany
Ary mba tsy hisian’ny fiserana dia mba saino mora ihany
Mora bunwrbxg ritra mora lany tononkira.serasera.org ka raha izany dia fantaro
Na ho vitsy na ho maro vetivety dia hivaona
Satria ny vola o! mora tola o!
rokhdyt Ary mba tsy hanenenanao dia tsitsiho hatramin’izao
Ka mahaiza, mahaiza mba mikendry
Tsy adala gufukbv ianao, tsy adala f’olon-kendry .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALAIN NDRINARIFETRAVangy : 3550
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njaranirina
Daty : 04/12/2005 23:20