ATSAHARO RE NY DITRA (ALAIN NDRINARIFETRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atsaharo re ny ditra foano koa ny tononkira.serasera.org hadalana
Tsy ho nbcrda ela ireny dia ho ritra ka mahatonga fahantrana
Raha qkvh ny vola no ianteherana tsy ampy k’inona dia lany
Ary mba tsy hisian’ny fiserana dia mba saino mora ihany
Mora ritra mora lany ka raha izany dia fantaro
Na ho vitsy na ho maro vetivety sdfaacc dia hivaona
Satria ny vola o! mora tola o!
Ary mba tsy hanenenanao dia tsitsiho hatramin’izao
Ka mahaiza, mahaiza mba mikendry
Tsy adala ianao, tsy adala f’olon-kendry .

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ALAIN NDRINARIFETRAHits : 3551
Likes : 0 Like
Created by : njaranirina
Date : 04/12/2005 23:20