ALAIN NDRINARIFETRA
Sary rehetra...
Nampiditra njaranirina 04/12/2005 23:07
Hiran'i ALAIN NDRINARIFETRA 1 Jereo eto
Vangy : 2355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Hevitra momba an'i ALAIN NDRINARIFETRA
njaranirina (04/12/2005 23:25)
I Alain ndrinarifetra moa dia mpihira efa fantatry ny maro teo amin'ny lafin'ny zava-kanto.Izy dia zanak'i Farlah izay tsy zoviana amin'ny mpiaino ny Radio Madagascar.Ny hirany tamin'izany fotoana izany hoe (Z'inona moa isika olombelona?) niarahan'iFarlah tamin'i Henriette