Hararaoty (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Ref: Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao tononkira.serasera.org ambony ao
Dia ilay fiainana mandrakizay
Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao ambony ao
Dia ilay fiainana mandrakizay
Mbola maromaro ireo tsy xtlqc mahafantatra
An'ilay Jesosy, ituk Mpamonjy be fitia
Koa adidinao ny manambara azy ireo
Ny lalana hfwbabq hizorana
Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKAVisites : 321
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 23/09/2025 15:35