Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hararaoty (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miharatsy cxmc izao fiainana izao
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Ref: tononkira.serasera.org Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao ambony ao
afxdo Dia ilay fiainana mandrakizay
Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy tmqm loka miandry anao ao ambony ao
Dia ilay fiainana mandrakizay
Mbola maromaro ireo tsy mahafantatra
An'ilay Jesosy, Mpamonjy be fitia
Koa adidinao ny manambara azy ireo
Ny lalana hizorana
Ref...
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Ref: tononkira.serasera.org Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao ambony ao
afxdo Dia ilay fiainana mandrakizay
Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy tmqm loka miandry anao ao ambony ao
Dia ilay fiainana mandrakizay
Mbola maromaro ireo tsy mahafantatra
An'ilay Jesosy, Mpamonjy be fitia
Koa adidinao ny manambara azy ireo
Ny lalana hizorana
Ref...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKAHits : 379
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 23/09/2025 15:35
