Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manjaka (Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty aho obbfrf Jesôsy Tompo ô
Mibaboka Aminao
Mangata-pamelana amin’ireo ota vitako
Mba diovy aho Tompo ô
Mba sasao aho re
Mba ho tena ny voninahitrao
No ho hita amin’ny fiainako
Ry Fanahy ô mitoera
Manjaka amiko
Ka ny sitrakao no(ho) tanteraka
Amin’ny fiainako
Tompo ô mba raiso ty tenako
Ampiasao aho raha sitrakao
Hofitaovanao no iriko
Manjaka ato amiko Ianao
Ka ny sitrakao njpf no(ho) tanteraka
Amin’ny tononkira.serasera.org fiainako
A/C : Soava kirvx R.
Mibaboka Aminao
Mangata-pamelana amin’ireo ota vitako
Mba diovy aho Tompo ô
Mba sasao aho re
Mba ho tena ny voninahitrao
No ho hita amin’ny fiainako
Ry Fanahy ô mitoera
Manjaka amiko
Ka ny sitrakao no(ho) tanteraka
Amin’ny fiainako
Tompo ô mba raiso ty tenako
Ampiasao aho raha sitrakao
Hofitaovanao no iriko
Manjaka ato amiko Ianao
Ka ny sitrakao njpf no(ho) tanteraka
Amin’ny tononkira.serasera.org fiainako
A/C : Soava kirvx R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i Lotera - FLM Morarano ToamasinaVangy : 415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RivoAL
Daty : 23/05/2025 15:13
