Mivoady (Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tananao Jesosy ô no apetrako
Ny fiainako rehetra sy ny ho aviko
Tsy mba misy hafa intsony ianteherako
Hafa ts’Ianao Tompo tia ô

Ka na inona hidona sy hitranga
Tsy iala aminao aho Jesô tia ô
Raha ny tananao mahery no mihazo ahy
Tsy hanan-java-mampahory aho

Mivoady aminao aho Jesosy ô
Mandra-maty aho tsy hiala aminao
Ty ny tenako raiso hanjakoa
Ho fananao Jesosy ô

A/C : SOAVA R
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina
Visites : 186
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RivoAL
Date : 23/05/2025 15:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0691