Miantso Anao (Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mahatsiaro ho irery izahay ety
Ka zevr miantso Anao Jéhovah ô
Be ‘reo fahavalo izay tsy tia
Ka mikendry ny finoanay
Mitarihà ô Jehovah Ray
Tsimbino re ny zanakao
Na mpanota aza izahay
Miantso anao Jehovah Tompo ô (x2)
2- Fiainana tsy mendrika tokoa
Fahotana tsy tononina
Efa niainanay, efa vita koa
Fa satana no nibahana
Efa disoo taminao Tsy toha
Ka miaiky ny ojdedm heloka natao,
Mba havaozy re ho zanakao
Miantso anao Jehovah Tompo ô (x2)
Fiverenana
Solo: Andriamanitrô henoy ny antsonay
Mitaraina aminato tokoa
Raiso re ka mba valio
F’Hianao no Ray be fitia
Ô mba mamela anay
Choeurs: Henoy ny antsonay
Feno taraina tokoa
Ka mba tononkira.serasera.org valio
Ô raiko be fitia,
Mba mamela anay
A/C : qlkfa DINA
Ka zevr miantso Anao Jéhovah ô
Be ‘reo fahavalo izay tsy tia
Ka mikendry ny finoanay
Mitarihà ô Jehovah Ray
Tsimbino re ny zanakao
Na mpanota aza izahay
Miantso anao Jehovah Tompo ô (x2)
2- Fiainana tsy mendrika tokoa
Fahotana tsy tononina
Efa niainanay, efa vita koa
Fa satana no nibahana
Efa disoo taminao Tsy toha
Ka miaiky ny ojdedm heloka natao,
Mba havaozy re ho zanakao
Miantso anao Jehovah Tompo ô (x2)
Fiverenana
Solo: Andriamanitrô henoy ny antsonay
Mitaraina aminato tokoa
Raiso re ka mba valio
F’Hianao no Ray be fitia
Ô mba mamela anay
Choeurs: Henoy ny antsonay
Feno taraina tokoa
Ka mba tononkira.serasera.org valio
Ô raiko be fitia,
Mba mamela anay
A/C : qlkfa DINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i Lotera - FLM Morarano ToamasinaHits : 559
Likes : 0 Like
Created by : RivoAL
Date : 15/11/2024 08:11
